a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 17)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tanora mpitarika Malagasy miisa 11 no voafantina ao anatin'ny programa β€œMandela Washington Fellowship for Young African Leaders” amin'ity taona 2024 ity. Anisan’izany i Dieu DonnΓ© Razaramaroβ€š izay avy ao Ambohisoaβ€š Distrikan’i Mandritsara faritra Sofia - PrΓ©sident fondateur de l'organisation Mi'Art Eco NGO. Manaraka fiofanana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nomena voninahitra farany tao amin’ny lapan’ny fitsarana ambaratonga voalohany Antsohihy ny vata-mangatsikan’itompokolahy Hery Rakotondravony - Mpitsara Solon-tonia mpampanoa lalΓ na ambony Mahajangaβ€š izay maty nisy namono tamin’ny fomba mahatsiravina ary nalevina antsokosoko tao Antsahadinta Antananarivo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny mpamilin’ity Mpitsara ity sy ny sakaizany ihany no tompon’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Anisan’ireo solombavambahoaka poerapoera sady mpampihorohoro mpiasam-panjakana ao Mahajanga II ingahy Leon Rasalama. Nisongadina ary hitam-bahoaka ny fifanolanana nisy teo aminy sy ny Lehiben'ny Distrika taloha izay voatery nafindra toerana mialoha ny fifidianana Solombavambahoaka iny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nivoaka androany 27 Jona 2024 ny valim-pifidianana ofisialy navoakan’ny HCC

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nitondra fisaorana hoan’ny vahoak’Antsohihy sy ireo STAFF nanampy azy tamin’ny fifidianana ary Andriamanitra Andriananahary izay nanome hery sy fahasahiana ary tanjaka nandritra ny fifidianana solombavambahoaka ny kandida laharana faha-02 Vanessa Justicia na mpanakanto Vaney's. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nambarany fa ady masina iny natao inyβ€š koa miarahaba izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Taxi-ville miasa amin’ny alina no voalaza ho nanatitra ity lehilahy mihoson-drΓ β€š efa naratra mafy sy tsy nahatsiaro tena tao amin’ny hopitaly be Antsohihy. Tsy fantatra na nisy nidaroka na tra-doza teny an-dalana izyβ€š ilay mpamily koa nilaza ho tsy nahafantra izay nahazo ity rangahy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Misy olona tsy fantatra namorona kaonty β€œfacebook” mitovy amin’ny anaran’ity renim-pianakaviana vadin’ny manampahefana ambony ity ary mampiasa ny sariny amin’ny fanalam-barakaβ€š tahaka ny ahitantsika azy amin’ny sary β€œcapture d'Γ©cran” izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa namatreka fitarainana amin’ny tompon'andraikitra mahefa momba ity raharaha ity izy ankehitriny ary miantso

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Matso lehibe sy fanomezana mariboninahitra hoan’ireo nahavita be teto amin’ny firenena no nanamarihana ny faha-64 taona niverenan’ny fahaleovan-tena teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nitarika ny lanonana ny Lehiben'ny Prefektiora Antsohihy sy ireo manamboninahitra maro. Nanontrona teny ny Jeneraly LYLYSON RenΓ© de Rolland -

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Milaza ho manana havana marary mafy any Maevatanana ity olona niditra an-keriny tao anaty kaonty fesibokin’ny Depiote Volahaingo Marie ThΓ©rΓ¨se ityβ€š ka mata-bola an-hetsiny maro amin’olona ao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Manaitra ny olon-drehetra tsy ho voafitaka ary tsy handefa vola amin’ny laharana omen’olona ao mihitsy Ramatoa Solombavambahoakaβ€š