a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 16)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mpampianatra iray no Voasambotraβ€š mpianatra 18 voarΓ ra sy voasakana tsy afaka manohy fanadinana BEPC tao amin’ny Distrikan’i Port BergΓ© omaly 02 Jolay 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Raha ny angom-baovao dia tratehaky ny mpitandro filaminana teo ampandikana valin’ny laza adina izay hanadinana azy amin’ny fanadinana BEPC tao an-tranon’ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tontonsa ny sabotsy 29 Jona 2024 teo ny fifaninana Miss & Mister hoan’ny Distrikan’Antsohihy. Tonga maro ny olona nanontrona sy nanohana ireo mpifanina ary nafana sy nahoraka izany tao amin’ny Terrain Bruce Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nibata fandresena ary nisalotra ny anarana MISS ANTSOHIHY 2024 i Yersinah

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Raha ny vaovao nivoaka an-gazety mpiseho isan’andro iray dia nindaosim-pahafatesana ity tovovavyβ€š kilasy famaranana ao amin’ny β€œLycΓ©e Horace FranΓ§ois” Antalaha ityβ€š rehefa nisamborin’aretina tampoka teo am-panaovana fifaninana Miss tao Ampanefena Vohemar ka nialana nenina tamin’ny toeram-pitsaboana andro vitsy mialoha ny fetim-pirenena iny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nambaran’io gazety

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Manomboka izao dia tsy ekena ireo mitonona ho orinasa lehibeβ€š miditra antsokosoko miasa sy manao tsinontsinona ny vahoaka ary tompon'andraikitra ara-panjakana ato amin’ny faritra. Milaza hanao fambolen-kazo aty ny sasany kanefa olona avy any anivon-tany lavitra any hoentinaβ€š izay tsy afaka miaro sy mamono

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nilaza tao amin’ny pejiny i BIG MJ mpihira Malagasy fantatra amin’ny solon’anarana lehilahy manambola fa nafariny avy Ambanivohitra i Tatie Arlette ary nomeny finday sy vola bazary mandritra 05 taona mba hanatanterahana ny nofinofiny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy vaovao amiko ilay manatanteraka ny nofinofin’olonaβ€š mahereza izay manana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miisa 19 880 ireo mpianatra voasoratra anarana ao hanao fanadinana BEPC ny taona 2024 (Option A : 4375 - Option B: 15505)β€š anaty foibem-panadinana 63 manerana ny Distrika 07 mandrafitra ny faritra Sofia. Nihena io antotan’iisa io raha ampitahaina tamin’ny taona 2023 izay tafakatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ankizy kely 12 taona no zandry indrindra ary 38 taona ambony taona indrindra amin’ireo olona manala fanadinana BEPC ao amin’ny CISCO Analalava. Miisa 1547 ireo mpiadina voasoratra anarana, 64 tsy tonga niatrika fanadinana noho ny antony tsy fantatra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mizotra am-pilaminana ny fanadinanaβ€š any an-toerana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nitondra teny fiarabana ireo solombavambahoaka ato amin’ny faritra Sofia izay lany tamin’ny vokatra ofisialy navoakan’ny HCC ny 27 Jona 2024 teo ny Lehiben'ny Prefektiora Antsohihy - Ralaivao Andriamaromaneho androany ary nisaotra ny vahoaka nanaraka ny lamina nandritra ny fifidianana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Didy tsy azo ivalozana iny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miova endrika ny tanΓ na hatramin’ny fotoana nahatongavan’Andriamatoa Pierrot Ramasy - Lehiben'ny Distrika vaovao. Fotodrafitr'asa tsy nisy niraharaha sy nikarakara an-taonany maro no vita tsara sy navaozina ankehitriny ka manome endrika tsara hoan’ny tanΓ na Mampikony ny β€œBloc Administratif”. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Azo antenaina ny fandrosoan’ny tanΓ na raha mijanona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ho tohin'ny fankalazana ny iray volan'ny ankizy natombok'i Rtoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana dia nanantanteraka Fitsarana mitety vohitra ihany koa ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Ambaja ny 28 jona 2024 teoβ€š ka nizara didim-pitsarana misolo soram-piankohonana maimaimpoana ho an'ny Zaza latsaka ny 18