a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 14)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Hatreto dia voafehy tsara ny filaminana aminโ€™ny fanadinana Bakalorea eto Antsohihyโ€š hoy ny Lehiben'ny Prefektiora Antsohihy androany 22 Jolay 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Miisa 24 ny efitrano nandraisana mpianatra hanala fanadinana ao aminโ€™ny foibem-panadinana CEG Haute-villeโ€š Efitrano 20 hoanโ€™ny โ€œenseignement gรฉnรฉraleโ€ izay ahitana mpiadina 765โ€š 04 kosa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Velon-taraina ity renim-pianakaviana ity fa tsy afaka nandray anjara aminโ€™ny fanadinana Bakalorea 2024 ny zanany kanefa nanefa vola sivy alina ariary (90 000Ar) taminโ€™olona mitana andraikitra ao aminโ€™ny lycรฉe Victor Miadana Mandritsara izy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Voatonona ny anaranโ€™i Zozo sy Marcelin fa nampanantena fa hikarakarana momba

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Gony miisa 02 feno zava-mahadomelina rongonyโ€š izay milanja 22kg no saronโ€™ny Zandarimariam-pirenena avy ao Maroantsetra ny sabotsy 20 Jolay 2024 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Avy ao aminโ€™ny kaominina Belalona Distrikanโ€™i Befandrina Avaratra izy ireto fa kasaina hoamparitaka ao Maroantsetraโ€š loharanom-baovao avy aminโ€™olona tsara sitra-po no nahatratrarana azy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Tratra ihany rehefa natao hazalambo nandritra 06 taona ingahy JARIVO na RAJAONARIVO Edmond dahalo mpamerin-kelokaโ€š tomponโ€™antoka namono nahafaty Adjudant NOARA nandritra ny fifandonana taminโ€™ny fanafihana mahery vaika nitranga tao Andrangezaโ€š kaominina ambanivohitra Ambohisoa, distrika Mandritsara, Faritra Sofia ny taona 2018 iny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Efa maty voatifitry

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Hatairana no nandrenesanโ€™ny Pasitera aminโ€™ny fiangonana Kristianina iray ao Bealanana ny feon-jaza mitomany mafy eo ambaravarany androany talata 09 Jolay 2024 tokony ho taminโ€™ny 08 ora alina teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Raha ny fanazavana dia nisy nametraka tao ambany fiarany aminโ€™izao andro mangatsikaโ€š vanim-potoana ny ririna izao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Tonga niatrika ny fivoarana voalohany fanombohana ny taom-piasanโ€™ny solombavambahoaka vaovao izay lany taminโ€™ny voka-pifidianana ny 27 Jona 2024 teo i Depiote Soafilira Princia voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Analalava. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Nambarany fa atao lohalaharana ny famahana ny olร nโ€™ny vahoaka ifotony ary vonona ny tenany hitondra sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Nisokatra androany talata 09 jolay 2024 ny fivoriana manokan'ny Antenimierampirenena. Nitarika ny fivoriana ny depiote zokiolona Rakotorahalahy Modeste, voafidy tao Mandoto, nampian'ny depiote zandriolona Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa, voafidy tao Antananarivo III. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Nahoraka tao anaty efitrano rehefa niakanakana sy sahirana ny Solombavambahoaka voafidy tao Mabdoto

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Faly i Big MJ mpihira fa tonga soamantsara eto Antananarivo renivohitry Madagasikara ny zanany vavy ka norohany teo aminโ€™ny molony ho fanehoam-pitiavana aminโ€™ny maha ray niteraka azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Miteraka resa-be an-tambazotran-tserasera anefa izany fihetsika izany ary nokianinโ€™ireo mpanaraka azy sasany. Raha ny hevitraoโ€š fahotana ve io

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Matetika mihebohebo sy mpampihorohoro ireo mpiasam-panjakana ary manapatra fehefana ireo olom-boafidy sasany rehefa nampindraminโ€™ny vahoaka fahefanaโ€š hany ka sahirana ny mpiasam-panjakana sasany manatanteraka ny asany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Nilaza ampahibemaso nandritra ny fahatongavany voalohany tao Mandritsara anefa Andrรฉ Razakamanana na i Zakabe - Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Ramatoa kely #๐‘ญ๐’“๐’‚๐’๐’Œ๐’๐’Š๐’๐’† no nibata fandresena ary nisalotra ny anaram-boninahitra ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐโ€š raha Andriamatoa #๐‘ฉ๐’Š๐’†๐’๐‘จ๐’Š๐’Ž๐’† kosa ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—˜๐—ฅ ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ary i #๐‘ฌ๐’™๐’†๐’๐’๐’‚ ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] ย  ย Ireo no hisolotena ny Distrikanโ€™i Mandritsara handray anjara aminโ€™ny fifaninana โ€œMiss & Mister Sofia 2024โ€ izay karakarainโ€™ny