a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 13)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mpanakanto manana ny lazany eto Madagasikara sy any ivelany Arnaah - Lar'Son - Rootsman ary Dadi Love no hanafana ny faradoboka anio 28 Jolay 2024 ao amin’ny Terrain Travaux Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Araho ny ampahan-tsara voarakitra nandritra ny 03 andro nilomanosana tao anaty π—™π—˜π—¦π—§π—œπ—©π—”π—Ÿ 𝗗𝗒𝗑𝗔-π—•π—˜. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="11402"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ramatoa kely Sakinah no nisalotra ny anaram-boninahitra MISS DONA-BE 2024. Izy araka izany no hitsangatsangana sy hiala sasatra any amin’ny Nosy Maorisy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ramatoa kely Alida kosa nahazo 1Γ¨re Dauphine Miss DONA-BEβ€š lela-vola 01 tapitrisa Ariary sy fitsangatsanganana any Nosy-Be ny fanomezana azony. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ramatoa kely

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nodimandry ny hariva teo i Soja Jean AndrΓ© dit Kaleta - Mpanao politikaβ€š efa loholon’i Madagasikara. Mampiavaka azy ny fahasahiany miteny zavatra marina ary fiarovana ny olona izay tohananyβ€š rehefa miakatra amin’ny haino aman-jery. Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Niampatra teo an’arabe anoloan’ny HΓ΄tel de Police Bazary kely Toamasina ity tovovavy nitafy ankanjo volomboasary ityβ€š nikasa hamono tena fa resin’ny fiainana. Mafy ny fiainana ka tsy zakako ntsonyβ€š hoy izy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nanala azy teo ny mpitandro filaminana ary nitondra azy nody kosa olona mahalala

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa natomboka tamin’ny famorana faobe ny zoma 19 Jolay 2024 teo ny hetsika fanombohana ny π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ πƒπŽππ€-𝐁𝐄 eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Hisy ny diabe mamakivaky tanΓ na rahampitso 25 Jolay 2024 amin’ny 02 ora tolakandroβ€š ho tohizana amin’ny kabary hifandimbiasan’ireo manampahefana ato amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tratra ariva avy nivarotra ilay Ramatoa nitondra vola be 04 tapitrisa Ariary (20 000 000fmg) ka nandeha Taxi-ville teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia omaly 23 Jolay 2024. Noho ny hamehana anefa dia adino tao anaty fiara niarahany io ilay poketra nisy vola be. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β 

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny 17 Jolay 2024β€š tamin’ny 07 ora sy sasany teo no nahazo hafatra (sms - message)tamin'ny laharam-pindain'i R.J.L ny vadiny fa "LASANAY NY VADINAO, MANDOA VOLA 8 TAPITRISA ALOHAN'NY ALAKAMISY 2 ORA". Nisesy ny fahazoana ny sms taorian’izany ho fitakiana vola hamotsorana azy fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Vahoaka maro no tonga sy mivahinyβ€š miatrika fanompoambe ao amin’ny Doany Miarinarivo Mahajanga. Fotoana hanatanterahana fomba fanomezam-boninahitraβ€š fitampoha hoan’ireo Efa-dahy manan-kasina Mpanjakan’i Boeny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nialohavan’ny fidiovana amin’ny ranomasina niraisana tao Antsahabingo izany omaly misandratr’andro. Nisy ny fanapoahana basy sy fombafomba maro mialoha ny hidirana anaty

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Raha atambatra dia miisa 06 ireo dahalo mpampihorohoro vahoaka sy mparin-keloka maty voatifitry Zandary manao hetsika fampandrian-tany ataon’ny Zandarimaria ao amin’ny vondron-tobim-paritra Antsohihyβ€š tarihin’ny Kapiteny Hery nialoha sy nandritra ary taoriany fetim-pirenena Malagasy 26 Jona 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Anisan’ireo efa lavo taminβ€˜izany i DiΓ΄ - LΓ©onard