a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 12)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Hatao eto Antsohihy renivohitry ny faritra ny fifaninana β€œπŒπˆπ’π’ & πŒπˆπ’π“π„π‘ π’πŽπ…πˆπ€β€ izay andraisan’ireo solontena isaky ny Distrika 07. Noraisina tao amin’ny HΓ΄tel Restaurant Chez MAMIE izy ireo androany 30 Jolay 2024. Miisa 34 ny mpifanina ary efa tonga avokoa ny ankamaroany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny Sabotsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny faraparany taona 2023 no nisehoan’ny tranga vonon’olona tao amin’ny fokontany Androibe kaominina Ankerika Distrika Antsohihy faritra Sofia. Efa-dahy namany efa any am-ponja fa izy tafaporitsaka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ren’ny fianakaviana fa mihaodihaody ao an-tampon-tanΓ na Antsohihy sady namonjy Festival DONA-BE izy ka nametraka paikady ahafahana mamaly faty

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nisehoan’ny hain-trano indray tao amin’ny fokontany Antanimalandy secteur 7. Vola maherin’ny 03 tapitrisa Ariary may kilaforehitra niaraka tamin’ny entana rehetra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tanteraka ny Sabotsy 27 Jolay 2024 teo ny fisoratam-panambadiana sy mariazin’i Joseph Rakotondraivo sy Candice Ornella. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia no nanaovana azyβ€š mpanakanto fanta-daza Dadi Love Madagascar sy Rose Pink no nanafana ny lanonana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Taratry ny fahamatorana ary fifankatiavana misy eo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nandritra ny 02 andro ny fanamarihana ny JIM (JournΓ©e Internationale de Mangrove) na ny andro iraisam-pirenena hoan’ny ala honko tato amin’ny faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny fambolena zana-kazo honko 200 sy voan’ny honko 76 000 izay niarahana tamin’ny vahoaka an-jatony tao Ambavan’Andranolava Fokontany Ambalarano Nord Kaominina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mihevi-tena ho tsy misy maharaka ity tovolahy izay nialokaloka anaty β€œcompte fake” dika mitovy ny kaonty Facebook n'olona maromaro manana andraikitra eto amin'ny firenenaβ€š hoentina misoloky hitadiavam-bola tao Mahajanga ity ka tratran’ny patsa iray tsy homby vava. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nosamborin’ny Zandary ary natolotra fitsarana rehefa vita

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny zoma 26 Jolay 2024 teo no nanaovana ny fitsarana manetriketrika nametrahana an’Andriamatoa HARIMILAMINA Ainarisoa Alinariantsoa ho filohan’ny fitsarana ambaratonga voalohany Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny ady amin’ny kolikoly sy ny mpijirika ary ireo herisetra mianjady amin’ny zaza tsy ampy taona no laharam-pahamehana napetranyβ€š ho tohizana ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ankanjo feno sarin’ny lakintana maro ity no safidin’ny mpanakanto Arnaah nisehoana voalohany tamin’ny mpankafy teto Antsohihyβ€š nandritra ny FESTIVAL DONA-BEβ€š taorian’ny fiverenany amin’ny tontolo ny mozika ivelan’ny fivavahana miezinezina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Napiaka-peo ny mpikambana eo anivon’ny TGV Bealananaβ€š manoloana ny taratasy fanendrena β€œcoprΓ©sident TGV” miparitaka ao an-toerana. Nambaran’izy ireo fa manakorontanaβ€š tsy ilaina ny fametrahana izany no tsy laharam-pahamena ka takian’izy ny famoanana io taratasy fanendrena Io. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy misy fanajanaβ€š tsy nisy fampahafantarana anay mpikambana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Toerana fanasana fiara na moto na biskleta miavaka sy matianina ary ampy fitaovana no sady raitra ny β€œπ‹π€π•π€π†π„ π€πŒπˆππ€π˜β€. Morondalana ao Tsaramandroso Antsohihy no misy azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miasa 7j/7 amin’ny sarany mirary koa tongava fa tsy hanenenana mandalo ato. Contact : 032 25 032 31 -