π ππππππ πππ ππ : ππππππ ππ π ππππππππππ-ππππππ ππππππ ππππππ ππππ πππππππππ ππππ-ππππππ
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β Β Faly ireo Benβny tanΓ na sy vahoaka any ifotony fa nisokafinβny Governora Faritra Sofia ireo lalana mampifandray ireo kaominina saro-dalana. Ny fitaovana nomenβny Filoham-pirenena (ENGINS) no ahafahana manatanteraka izany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β Β Ankehitrinyβ miasa manohy ny fanamboaran-dalana mampifandray ny kaominina Tsiningia Distrika Boriziny araka ny fangatahana nataonβny Solombavambahoaka