a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 107)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Voalaza ho avy nanondraka ananana tany an-tsaha ity rangahy ity no voafira ‚ voatetitetika teo amin’ny hatoka ka maty tsy tra-drano ny arivan’ny Alatsinainy 05 Septambra 2022 teo ‚ tao Tsararivotra ‚ Kaominina Marovatolena araka ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mbola fantatra izay nahavanon-doza hatreto ‚ mankahery ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Efa nisahana andraikitra maro teto amin’ny firenena Malagasy ‚ niasa sy nitondra traikefa ary fahaizamanaony tamin’ny fitantanan-draharaham-panjakana tamin’iny faritra atsimon’i Madagasikara iny i Xavier Naina ‚ mialoha ny fanendrena azy ho lehiben’ny Distrika ao Analalava . Ny fanapahan-kevitra nandritra ny filan-kevitry ny minisitra androany 07

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisesisy ny tsy fandriampahalemana ‚ halatr’omby tao amin’ny tanàna ny Bekitrobaka ‚ fokontany Ambalabe Ouest Antsohihy . Nisy ny fidinana ifotony niarahany Ben’ny tanàna sy ny mpitandro filaminana mitambatra mba hamongorana izany haingana ‚ mba hisiany filaminan-tsaina ny mponina monina ao.Misy ny paikady napetraka manoloana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nijanona teo amin’ny fokontany Farara izahay sy ny namako taoriany fetim-pirenena Malagasy iny ‚ nandeha tongotra amin’ny lalana tombanana ho 55km eo hamonjy any Sahantona ‚ kaominina Andohajango toeram-pitrandrahana volamena ao Mandritsara ‚ rehefa naheno ny lazany. 30 000Ar raha tsy misy entana ‚ mananika

[vc_row][vc_column][vc_column_text] FAKANA AN-KERINY ZAZA 16 TAONA TAO AMBATONDRAZAKA RAIKITRA NY FISAVANA TRANO [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Tsy maintsy ho savaina avokoa ny efitrano amin’ny zana-bohitra rehetra ao Antsangasanga ‚ Distrikan’i Ambatondrazaka izao maraina izao ‚ mba hitadiavana ilay zaza 16 taona very tany an-toerana omaly 19 Jolay 2022.[/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]