a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 106)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny Printsy Charles no handimby ny Mpanjaka Elizabeth II ‚ Izy dia zanaka lahin’ny Mpanjakavavy ‚ 73 taona ary hitondra anarana CHARLES III. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Izy araka izany no Mpanjaka vaovao hitondra ny vahoaka Anglisy. _______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Toerana lavitra arabe vita tara no saro-dalana ‚ any amin’ny tapany antsinanan’ny Distrikan’i Bealanana ‚ faritra Sofia no misy ny kaominina ambanivohitra AMBODISIKIDY. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny voly vary ‚ lavanio ‚ café sns miampy fiompiana no foto-pivelomany mponina any . 2 000Ar/KG ny café any an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Iza no efa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manoloana ny tranga misy ao Andranomadio ‚ CR Ambohimisondrotra - Distrikan’i Bealanana dia efa nisy fitarainana tonga ao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany ary efa nandefa izany any amin’ny Vondrona misahana heloka bevava eo anivon’ny zandary ( GAPJ : Groupe d’Appui à la Police Judiciaire )

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nivoaka tamin’ny fahanginany ny minisitra Fidiniavo Ravokatra izay voatonontona ary voatondro ho anisan’ny tompon’ireo volamena tratehaka teny Ivato . [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Misy Cybercriminalité eto Madagasikara ‚ Compte fake maneho hevitra misandoka ny anarako, manohintohina ny zo fototra ananako, ka azoko atao tsara ny manenjka azy ireny. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa mipetraka ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Araka ny efa notateran-tsika azy teto dia nalefany fitsarana ao Analalava nody ireo voalaza ho tompon’antoka amin’ny fandripahana ala arovana ao Antsakoabe ary miandry fotoam-pitsarana ny 06 Septambra 2022 izao . Nosamboriny Quartier mobile ireo olona ireo ka natolotra ny manampahefana misahana ny tontolo iainana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Olona nanao taingin-droa ‚ nandeha moto no tra-doza tao Soamanizy amin’ny lalana mampitohy Bealanana sy Ambatoriha omaly 03 Septambra 2022 ‚ Maty tsy tra-drano ny iray raha maratra mafy sy mbola manaraka fitsaboana kosa ilay namany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mirary fihononana feno ‚ mankahery ny fianakaviana mana-manjo ary Mirary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Lasa resabe eo samy mpiantsehatra politika indray ny JMJ Mada. Ifandroritana ny andro natokana hoan'ny tanora Katolika. Fa misy inona? [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Analiny ireo olona nasaina, tsy mora hoan'ny mpikarakara ny fandraisana izany. Aoka ny fanomezantsiny fa tsy mora ny manao zavatra. Avelao hoan'ny tanora io andro natokana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Taratry ny fandrosoana misy amin’ny tanàna iray ny fisian’ny jiro manazava tanàna rehefa maizina ny andro na alina ‚ Vina sy fampanantenana nataon’ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali rahateo izany mba afahan’ny rehetra miaina anaty hazavana sy fandriampahalemana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa samy nahazo ny anjarany avokoa ny sekretera sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nohitsin’i Baomiavotse Vahinala ary nampahatsiahivina fa MPIASAMBAHOAKA ary tokony ho modely ny tompon'andraikitra eto amin’ny firenena manoloana ireo fihoaram-pefy sy fanararaotam-pahefana ataon’ny sasany [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka tato ho ato ny tomponandraki-panjakana mihoa-pefy sy manapatra fahefana . Namerina nilaza ny Filohampirenena fa tany tan-dalàna i Madagasikara , ka tsy