a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 104)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mandrebireby vahoaka eny ifotony fa indrindra amin’iny Distrikan’i Analalava iny i Francisco dit Zaman’i Sigara . Malaza ratsy amin’ny fanafihana sy fandravana fiara eny amin’ny lalam-pirenena faha-06 sy faha-32 iny izy ‚ voalaza fa efa nisazy saingy tafaporitsaka tao am-ponja raha ny fanazavana . Ankoatrizay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafakatra 07 ireo namoy ny ainy hatreto raha ny fanazavana nataon’ny Governoran’ny faritra Sofia izay nidina ifotony avy hatrany ary nandefa « vedette rapide » hikarohana ireo olona mbola tsy hita vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho tao Ampondrabe ny ariva teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankoatran’ity zazakely 08 taona izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Zaza 04 sy vehivavy 02 no efa hita faty hatreto vokatry lozam-pifamoivozina an-dranomasina tokony ho tamin’ny 07 Ora alina teo . Nitondra olona avy tany Ambiky ho an’ny Antafiampatsa ‚ izay ankizy mpianatra hamonjy fianarana ny ankamaroany ‚ tao anatin’ity “vedette” iray ity . Nifandona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa natelen’ny vola sy fahantrana ny fihavanana eto Madagasikara ‚ ny ory tsy havan’ny manana ary izay manam-bola no manana fahamarinana raha tojo tompon’andraikitra tia sy andevozin’ny vola ; tsy tehierika amin’ny fahamarinana na handany fotoana hanadihady ny trangam-piarahamonina izay miha ratsy andro aman’alina intsony

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miseho amin’ny endriny maro isan-karazany ny tsy fandriampahalemana eto Madagasikara ‚ anisany fototra mahatonga izany ny firongatry ny fiparitahan’ny zava-mahadomelona toy ny Rongony sns . Manao ezaka rehetra hamongorana izany ny zandary miasa ato amin’ny vondrontobim-paritra Antsohihy izay tarihiny Kapiteny Tobias Andriantsihoarana ‚ komandin’ny vondron-tobim-paritra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ny traikefa azo nandritra ny fiarahana tao Antsohihy ‚ asam-panjakana tsy vita amin’ny toerana iray koa mankasitraka ny ekipa rehetra mpankafy BASIKETY SOFIA ny tenako ‚ io no hafatra napetrany sady nametra-beloma mandrapihaona. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Jean Noël dit Roger dia Tanora ‚ namorona ny vondrona AJSM (

[vc_row][vc_column][vc_column_text]Samy nametra-beloma na i TENCE MENA na i AYO NAEJ ‚ fa misy inona hoy ny mpanara-baovao[/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Arahintsika eto ihany ny mety ho tohiny. ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]