a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 103)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Azon’ny miaramila avy ao amin’ny ZDS Andringitra ‚ izay manao asa fampandrian-tany amin’iny Distrikan’Isandra sy Ambohimahasoa iny ireto Basy 70 mahery miaraka amin’ny bala maro tsy ara-dalàna ireto . Taorian’ny ny fifandonana tamin’ny dahalo no nahazahoana ny sasany fa azo tamin’ny loharanom-baovao marimpototra avy tamin’olona

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankizy kely 10 volana ‚ izay namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina ny 11 Septambra 2022 teo iny ity hitantsika amin’ny sary mifono lamba tao amin’ny efitranon’ny fianakaviana iray sahirana mafy amin’ny adim-piainana ao amin’ny fokontany Ambalakida ity . Tany an-toerana nanao ny famangiana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Notokanana androany 13 Septambra 2022 ny Biraon’ny kaominina sy Tranompokonolona ao Ampandriakilandy ‚ izay vita noho fiarahamiasan’ny Ben’ny tanàna sy ny antoko Freedom araka fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] «Tsy miaraka amin’ny Ben’ny tsy miasa ny Antoko Freedom ‚ ary ny miasa ihany no ampiana ‚ tia vahoaka ary miasa

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Noraisin’ireo solombavam-bahoaka ato amin’ny faritra Sofia an-tànana ny fanaterana ireo razana namoy ny ainy vokatry ny loza an-dranomasina tao Ampondrabe Antsohihy . Vehivavy iray sy ny zanany kely ary vehivavy iray hafa ireto hoentina any Ambiky ‚ kaominina Ankerika ireto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitondra teny fankaherezana ary nirary fiononana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mitohy ny famangiana sy fampaherezana ataon’ireo tompon’andraikitra ara-panjakana izay tarihiny Governoran’ny faritra Sofia sy ny lehiben’ny Prefektiora ary ireo lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafakatra 14 ireo namoy ny ainy efa hita faty hatreto ‚ tao Ambalakida akaikin’ny Biraon’ny Jirama ity fahavoazana novangina

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nitondra teny fampiononana sy fankaherezana ireo fianakaviana nidonam-pahoriana tampoka ‚ namoy havana‚ zanaka‚ mpiray tampo izay nodimandry nandritra ny fifandonan’ny sambo tao tao Ampondrabe Antsohihy ny Governemanta Malagasy ‚ tamin’ny alalany Lalatiana Rakotondrazafy Andriantongarivo‚ Ministry ny serasera sy kolontsaina sady mpitondra tenin’ny Governemanta androany 12

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tovovavy 22 taona ‚ mpianatra ( 3 ème année en Gestion ) manomana «soutenance» afaka volana vitsivitsy i Aimérline RASOAHAJA na LAMIAH ahafantarany maro azy . Anisan’ireo 12 mahery namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho tao Ampondrabe Antsohihy omaly 11 Septambra 2022. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ontsa sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manoloana ny zava-nitranga tany Ambiky- Antafiampatsa ( District Antsohihy)nomoaly, izay namoizana ain’olona maro , taorian'ny fifandonan’ ny botry iray sy vedette tany andranomasina, dia miondrika ampanajana ary miara-miombona alahelo amin'ireo fianakaviana rehetra manamanjo ny tenako sy ny equipako, sady mirary fahasalamana feno ho an’ireo maratra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tao anaty firahalahiana tanteraka no nanaovan’ny lehiben’ny Distrika teo aloha David Jeannick sy Naina izay hisolo toerana azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny fahaizana miaramonina sy fifanomezan-tànana eo amin’ny samy mpiaramiasa sy ny vahoaka tao Analalava no nampiavaka ny lehiben’ny Distrika teo aloha izay inoana fa ho tohizan’ilay vaovao sady