a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 102)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny maraina teo no tonga tao Antananarivo ny nofo mangatsikan-dratompokovavy Aimérline RASOAHAJA ‚ izay namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina niseho ny 11 Septambra 2022 teo tao Ampondrabe Antsohihy . Nampandalovina tao amin’ny sekoly nianarany teo aloha ( IMAM DJ'AFAR SADIQ ) ao Ambotrarahaba

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny alin’iny tranga iny ihany dia efa voasambotra tao Analalava ilay Botry mpitatitra entana tsy nijanona namojy ireo olona traboina vokatry ny fifandonana taminy fa nanohy ny diany . Mandray ny andraikiny amin’ny famotorana ny mpitandro filaminana ankehitry ary manaraka akaiky ny toe-draharaha sady tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mba nila vonjy amin’ny hitondrana ilay olona nianjera tampoka tao anaty lavaka fitrandrahana volamena ny ekipa nitondra marary ‚ hamonjy toeram-pitsaboana haingana afahana mamonjy ilay olona nianjera tampoka ka naratra mafy tao anaty lavaka fitrandrahana volamena ao Sahantona Mandritsara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nety hitondra ilay marary anefa sy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Toy izao ny efitrano fianarana ao amin’ny fokontany Betsiriry Ambatofotsy ‚ kaominina Agnorontsagagna na Antanibe Andrefagna - Distrikan’i Ambanja. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Laharana faha-04 ao amin’ny Tanjona hoan’ny fampandrosoana lovain-jafy ( ODD ) ary tafiditra anaty velirano faha-04 nataon’ny Filoha Andry Rajoelina : « Ny Fanabeazana hoan’ny rehetra ». ______________________________ Aboaho

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Betsaka ny tranga misy eny anivon’ny fiarahamonina fa ndeha ho resahitsika kely ny momba ity olona iray milaza ho misy Tromba na hery miafina mipetraka izay fantatra amin’ny anarana FIDELIS ity . Jaomalaza no mipetraka amiko ary izy no mamantatra ireo tranga sy zava-misy fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Izy no Lucianna,zazakely vao 03 volana,zanaky Mme Mena,avy any IVATO VONDROZO.Marary mafy noho io bay be amin'io ilan'ny vodiny io ilay Zaza fony izy iray volana,ka nentina niakatra aty Tananarivo,fa mila fandidiana maika de maika,ao am HJRA [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Koa mangataka vavaka,partage ary tolo-tanana ny renin'ilay Zaza fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tontosa ny 12 Septambra 2022 teo ny lanonana fanolorana mariboninahitra hoan’ireo mpanakanto fanta-daza zanaky ny faritra Sofia miisa 27 . Misy ireo nahazo « Commandeur de l'ordre des Arts ‚ des Lettres et de la Culture » « Officier de l’ordre des Arts ‚ des

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Teo amoron-dalana avaratry ny tanàna Mahatsinjo amin’iny lalam-pirenena faha-04 iny no hita faty ity zazalahy kely 12 taona ‚ mainty fihodirana ‚ maillot maitso ny anatin'ny akanjony ary maillot manga n°7 sy pantalon vert armée ivelany. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nahitana Tova ( aty sy fo ) intsony ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Natao veloma farany tao amin’ny SDSP Antsohihy androany 13 Septambra 2022 itompokovavy Mauricia Idéale ‚ Rasazy niasa tao Ambiky ‚ namoy ny vokatry ny loza niseho tao Ampondrabe ny 11 Septambra 2022 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nandritra ny famangiana nataon’ireo tompon’andraikitra ara-panjakana no nahafantarana fa namoy ny niaraka tamin’ny