BOTOZANANY EMERLIN : ANISAN’IREO ZANDRINY INDRINDRA AMIN’IREO MPIANATRA HO POLISY NAHAVITANA FIHOFANANA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mivoaka androany 16 septambra 2022 ireo tanora Malagasy nanokan-tena hiaro ny vahoaka sy ny fananany ‚ ny firenena Malagasy ary indrindra hitandro ny filaminana eto Madagasikara ‚ andiany faha-27 ‚ misalotra ny anarana AINA na « PROMOTION AINA » . Nisy ny fitsidihana mialoha nataon’ny