a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 10)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy nisy nanampoy ny fokonolona tao an-tanΓ na fa afo niredaredaβ€š nandevona trano 25 tafo tao Bejabora kaominina Ambodivongo Distrikan’i Port Berger androany 02 Septambra 2024 tokony ho tamin’ny mitatao vovonana teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Manodidina ny 90 ny olona traboinaβ€š potika avokoa ny fanananaβ€š ireo vola tahiry

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Miantso ny Filoham-pirenena handray andraikitra manoloana ny tsy fandriampahalemana misyβ€š amin’ny maha Lehiben'ny foloalindahy azy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Mahajanga - AFAKANDRO Christianβ€š. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy misy vidiny intsony ankehitriny ny rΓ  ny vahoaka Malagasy. Ataon’ireo tsy mataho-tody vono moka sy fanangonan-karena ny fakana an-keriny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Voahantson’ny Polisy any NorvΓ¨ge mba hatao famotorana i Assanati Famo Gidraka ilay vehivavy tompony sady namorona β€œwerawera tsy maintsy mandeha” mizara vola amin’ny vahoaka Malagasy mahavita mi-werawera isan’andro aty Madagasikara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Omaly alatsinaina izy no niantrika fiantsoana natao azy. Nitondra fanazavana anefa izy mialohan’io fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Hatramin’ny alahady 01 Septambra 2024 teo no tsy hita sy notadiavina ity Zaza vavy kely vao 08 taona monjaβ€š monina ao Andamoty fokontany Marovato kaominina Maromandia Distrika Analalava ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Omaly Talata 03 Septambra 2024β€š nilaza rangahy iray vahiny vao tonga tsy ela ao an-tanΓ na

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Lamba an-koditra sisa fa levona lasa lavenona avokoa ny fananana sy tahiry rehetra hiatrehana ny fotoam-pahavaratra tamin’ity tokantrano misy zokiolona tao Andongona Avaratra fokontany Ambalabe Ouest II ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Tsy nahateny ankoatran'izay fangatahana vonjy amin’ny mpiarabelona ilay Rangahy efa nahazo taona rehefa nanontaniana fa ny ranomasony

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Raikitra ny gidragidra tao amin’ny parkazy Antsohihy androany maraina ny 05 Septambra 2024. Tsy nanaiky handeha ireo mpamily raha tsy manefa saran-dalana 70 000Ar ny mpandeha. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β 60 000Ar anefa izany (Antsohihy - Antananarivo) teo alohaβ€š fa niakatra tampoka rehefa avy ny orana omaly. 55

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Kintan’ny talenta ara-java-kanto Malagasyβ€š niray dia tao amin’ny tarika KAIAMBA i Simon Randria. Nindaosim-pahafatesana noho ny aretina izay nahazo azy omaly 10 Aogositra 2024 izy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Amin’ny mpanakanto azy sady mpitondra ao an-tanΓ na Toamasina an’i Nantenaina dia tonga nanontrona sy nankahery ny fianakaviana izy androany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β  Nohentina niakatra Antananarivo ny tolakandro ny 10 Aogositra 2024 teo ny Mpanao gazety sady β€œInfluenceur” Mickaelys Kamy Ndiamahazoβ€š hanaovana fanadihadiana ao amin'ny Toby Ratsimandravaβ€š rehefa voahantso teny amin’ny Zandary Toamasina androany maraina. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy vita ao Toamasina araka izany angamba ny fanadihadiana momba azy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tafiditra anaty Politika ankapoben’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanarenana manontolo ny lalam-pirenena faha-32 izay mampifandray ny Distrika Antsohihy - Befandrina Avaratra - Mandritsaraβ€š mirefy 200 km eo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ireo solombavambahoaka voafidy tao amin’ny faritra Sofia mitambatraβ€š tarihin’ny VPAN Soafilira Princia no anisany nitaky fampidirana izany ho

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nanontany teny sady toa lany hevitra i Dah'Mama Tompon'la klΓ© amin’izao fotoam-pialan-tsasatra izao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Maro ireo lehilahy tsy mamela ny vadiny andeha irery any Nosy Be amin’izao vacances izao Ny Antony tsy haiko hatreto