a
FandraisanaVaovaom-paritraILAKA CENTRE : NIDIRAN-JIOLAHY NY FIANGONANA KATOLIKA▪️VERY NY BAFLE VAVENTY SY LAMBAN-DATABATRA

ILAKA CENTRE : NIDIRAN-JIOLAHY NY FIANGONANA KATOLIKA▪️VERY NY BAFLE VAVENTY SY LAMBAN-DATABATRA

ILAKA CENTRE : NIDIRAN-JIOLAHY NY FIANGONANA KATOLIKA▪️VERY NY BAFLE VAVENTY SY LAMBAN-DATABATRA

Tsa matahotra an’Andriamanitra koa ny olona ankehitriny ‚ hoy ireo Kristianina mivavaka amin’ity fiangonana katolika ‚ Md Jaony Badista ao Ankazonarivo Ambalatany – Ilaka Centre androany 10 Febroary 2023 raha nahita fa lasan-jiolahy ny bafle vaventy sy lamban-databatra tao anaty fiangonana.

Novakin’ireo jiolahy tsy mataho-tody ny fiangonana ‚ nesoriny ireo savily teo amin’ny varavaran-kely ary nidaosiny ireo vonin-kazo manaingo ny fiangonana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment