a
FandraisanaSosialyHYACINTHE BEFENO : NANOLOTRA LELA-VOLA DIMY HETSY SY ROA TAPITRISA ARIARY ( 2 500 000Ar )▪️HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY HAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

HYACINTHE BEFENO : NANOLOTRA LELA-VOLA DIMY HETSY SY ROA TAPITRISA ARIARY ( 2 500 000Ar )▪️HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY HAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

HYACINTHE BEFENO : NANOLOTRA LELA-VOLA DIMY HETSY SY ROA TAPITRISA ARIARY ( 2 500 000Ar )▪️HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY HAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMBALABE EST ANTSOHIHY

Mandalo eto Antsohihy ary tazana namonjy ny hetsika fanamarihana ny 14 Oktobra tao Anahidrano ‚ omaly i Hyacinthe Befeno Todimanana ‚ Lehilahy manana ny maha izy azy eto amin’ny firenena Malagasy ‚ zanaky ny Distrikan’Antsohihy avy ao Antatatra ‚ kaominina Anahidrano.

Nitondra fanampiana ‚ tolo-tànana hoan’ireo vahoaka traboina noho ny hain-trano nahatsiravina niseho tao Ambalabe atsinana ny 05 Oktobra 2022 izy ary nanolotra lela-vola 2 500 000Ar ‚ ho vonjy rano vaky . « Lazao aho raha misy tokony hanampiana anareo fa vonona hifanome tànana aminareo ny tenako amin’ny maha samy zana-tany atsika eto Antsohihy » ‚ hoy izy nankahery ireo traboina ‚ androany 15 Oktobra 2022.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment