HONORABLE DIN ROTSAKA
Honorable DIN_ROTSAKA rehefa manao samboady amin’ny maha solombavambahoaka azy. Anisan’ireo tonga teny Iavolaha tamin’ny fanendrena ny Praiminisitra Ntsay Christian ny tenany.