a
FandraisanaPolitikaHERY RAJAONARIMAMPIANINA : HIROTSA-KOFIDINA HO FILOHAM-PIRENENA

HERY RAJAONARIMAMPIANINA : HIROTSA-KOFIDINA HO FILOHAM-PIRENENA

HERY RAJAONARIMAMPIANINA : HIROTSA-KOFIDINA HO FILOHAM-PIRENENA

Androany 11 Febroary 2023 no niverina an-Tanindrazana ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina . « Tao anatin’izay 04 taona tsy nahateo aho izay ‚ Aza adino fa rehefa niala teto aho dia efa niteny ‚ andeha aho ho fanajana ny sata Repoblikanina sy ny fenitra demokratika ‚ rehefa tonga ny mpandimby dia aleo izy hiasa an-kalalahana ‚ anjarany no tompon’andraikitra amin’izay zava-misy eo . Nandeha aho ary niasa tany fa tsy nanao sesi-tany ‚ betsaka ny asa vita sy hiraka nampanaovin’ireo vondrona iraisam-pirenena ireo aho ‚ isan’andro aho Mahatsiro ny firenentsika ka androany aho tonga hiresaka ‚ tonga hiaino atsika » hoy izy raha nitafa voalohany tamin’ny mpanao gazety nandritra ny fahatongavany.

Hatreto tsy mbola fantatra mazava izay fanapahan-keviny momba ny firotsahan-kofidiana ho Filoham-pirenena . Arahintsika eto ihany ny mety ho tohiny.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment