a
FandraisanaVaovaom-paritraHERY ANDRY : VOTSOTRA TEO AMPELATANAN’NY ZANDARY ARY KAROHINA FATRATRA⁉️

HERY ANDRY : VOTSOTRA TEO AMPELATANAN’NY ZANDARY ARY KAROHINA FATRATRA⁉️

HERY ANDRY : VOTSOTRA TEO AMPELATANAN’NY ZANDARY ARY KAROHINA FATRATRA⁉️

Karohina fatratra sy anentanana ny olom-pirenena rehetra izay manam-baovao momba an’i Hery Andry Randrianantenaina‚ mba hampilaza haingana ny mpitandro filaminana eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena.

Voalaza fa efa voasabotry ny zandary tao ao Groupement GN Diana izy io ary notanana vonjimaika (garde à vue) mihitsy tamin’izany saingy tafaporitsaka tampoka rehefa hoentina hamonjy fitsarana. Raha ny loharanom-baovao dia nalain’ny Cdt Groupement any an-toerana izy ary nasainy nanamboatra finday sy ordinateur‚ mialoha ny handefasana azy amin’ny fitsarana (différemment) ny volana Mey 2023 teo ary tsy mbola hita hatramin’izao. Namoaka izany ny mpanao gazety saingy nolazaina fa vaovao diso kanefa izao namoahana taratasy fikarohana (Avis de recherche) izao indray ary natao daty ny 25 Mey 2023.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment