a
FandraisanaSosialyHAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMPITILIMAIKY : NITONDRA FANAMPIANA NY ZANAKA BORIZINY SY NY MINISITRA SOAFILIRA

HAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMPITILIMAIKY : NITONDRA FANAMPIANA NY ZANAKA BORIZINY SY NY MINISITRA SOAFILIRA

HAIN-TRANO NAHATSIRAVINA TAO AMPITILIMAIKY : NITONDRA FANAMPIANA NY ZANAKA BORIZINY SY NY MINISITRA SOAFILIRA

 Trano 200 tafo mahery sy fananana izay nahitana vary 1000 gony ‚ voamaina sy katsaka maro isan-karazany no potika sy rava ‚ nivadika lavenona noho ny afo niredareda namiravira ‚ nandravarava ny tanàna ao Ampitilimaiky ny 11 Oktobra 2022 teo.

Nandefa hiraka avy hatrany Ramatoa Minisitry ny mponina ‚ Soafilira Princia rehefa nadre ny vaovao ka nitondra fanomezana ‚ vary amin’ny gony maro ‚ lamba firakotra ary fitaovana maro . Nanampy sy nifanahona tamin’ny alalany latsakemboka ( téléthon ) ‚ vonjy rano vaky ihany koa ny zanaka Boriziny izay notarihiny sy nohentanin’i Adolphe Fiarema ‚ Ben’ny tanàna voafidy tao Port Bergé.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment