a
FandraisanaFialambolyHAFAKELY : VAHAOLANA HOAN’NY MPIFANKATIA MIFANALAVITRA NEFA TEHIFANOROKA

HAFAKELY : VAHAOLANA HOAN’NY MPIFANKATIA MIFANALAVITRA NEFA TEHIFANOROKA

HAFAKELY : VAHAOLANA HOAN’NY MPIFANKATIA MIFANALAVITRA NEFA TEHIFANOROKA

Tsapan’ireo manampahaizana sinoa fa betsaka amin’ireo mpifankatia izay mifanalavitra no sahirana sy mila fahafinaretana amin’olon-tiany ka nanaboatra ity fitaovana misary molotra ity mba afahany mpifankatia mifanoroka amin’ny alalany finday tahaka ny ahitantsika azy amin’ny sary izao.

Raha tonga eto Madagasikara angamba betsaka ireo mety hanjifa izy ity ho ampiasaina raha sendra mamita hiraka ka mifanalavi-toerana ny mpifankatia ?

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment