HAFAKELY : FANEHOAM-PITIAVANA AMIN’NY ALALANY “CADENAS”
Style vaovao indray ity ‚ hoy ny tanora . Afaka nametraka « cadenas » teo amin’ny “grillage Tolotanana” Anosy avokoa ny mpifankatia rehetra androany 14 Febroary 2023 ‚ andron’ny mpifankatia . Mba ho porofon’ny fifamatorana misy eo amin’ny samy mpifankatia sady hampaharitra ny fiarahana araka ny nofinofy izay tiana ho tanteraka.
Betsaka ireo resilahatra sy tonga nametraka “cadenas” teny ho porofom-pitiavana?