GULBERT RANDRIAMAHAZAKA : HOENTINA ATY ANTSOHIHY NY NOFO MANGATSIKANY
Raha ny fampitam-baovao vaovao farany momba an’itompokolahy Gulbert RANDRIAMAHAZAKA dia hoentina aty Antsohihy ny nofo mangatsikany rahampitso 16 septambra 2022 ‚ aoriany fandevenana ilay anadahim-badiny ( valilahiny ) izay namoy ny ainy niaraka taminy.
Any Ambatolampy toerana handevenana ny valilahiny no misy ny Razana amin’izao . Mankahery hatrany ny fianakaviana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.