a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaGRAND MAรŽTRE TIANJAMA : NAHAZO MARIBONINAHITRA ๐ŸŽ–๏ธ

GRAND MAรŽTRE TIANJAMA : NAHAZO MARIBONINAHITRA ๐ŸŽ–๏ธ

GRAND MAรŽTRE TIANJAMA : NAHAZO MARIBONINAHITRA ๐ŸŽ–๏ธ

Andrarezinโ€™ny mozika ato aminโ€™ny faritra Sofia izy ary nampihaiky olona maro ny talentany โ€š betsaka ireo mpanakanto efa nivoaka sy nalaza noho ny fiarahamiasa taminy ka rariny raha omena sy atolotra azy ny mariboninahitra ambony ยซ COMMANDEUR DE Lโ€™ ORDRE DES ARTS โ€š DES LETTRES ET DE LA CULTURE ยป ny GRAND MAรŽTRE TIANJAMA โ€š hoy ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsainy Sofia โ€š Rasolofoson Emile raha nanolotra izany ho azy omaly.

Dibo-kafaliana tanteraka izy raha nandray izany ka nankasitraka ny fitondram-panjakana โ€š izay nahatsiaro azy manokana ary nanome voninahitra azy . Mikasa hamarana ny taona 2022 aminโ€™ny alalany fitetezam-paritra any ivelany ny tenany raha tsy misy fihovana ny fandaharam-potoanany.
๐ŸŒŸ Mirary soa ho azy hatrany ๐Ÿ™
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment