a
FandraisanaSosialyGOVERNORAN’NY FARITRA SOFIA : NANOLOTRA DABOLIO 150 HOAN’NY CISCO BEFANDRIANA AVARATRA

GOVERNORAN’NY FARITRA SOFIA : NANOLOTRA DABOLIO 150 HOAN’NY CISCO BEFANDRIANA AVARATRA

GOVERNORAN’NY FARITRA SOFIA : NANOLOTRA DABOLIO 150 HOAN’NY CISCO BEFANDRIANA AVARATRA

 Ho fanatsara ny sehatry ny fanabeazana sy ho fampitaovana ny sekoly ato amin’ny faritra Sofia dia nanolotra dabolio 150 hoan’ny CISCO BEFANDRIANA AVARATRA ny Governoran’ny faritra Sofia ‚ androany 17 Septambra 2022.

Santatra ambavarano ihany izao araka ny fanazavana fa hitohy manerana ny faritra Sofia izany.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment