a
FandraisanaToekarenaGOVERNORAN’NY BONGOLAVA : NDEHA HIFAMPIRESEKA SY HIFANDAMINA

GOVERNORAN’NY BONGOLAVA : NDEHA HIFAMPIRESEKA SY HIFANDAMINA

GOVERNORAN’NY BONGOLAVA : NDEHA HIFAMPIRESEKA SY HIFANDAMINA

Taoriany teny hentitra nataon’ny Paolo RAHOLINARIVO izay filohan’ny SYNAD ‚ hoan’ny Governoran’ny faritra Bongolava dia niantso vahoaka ho tony sy hifampiresaka ‚ hitady ny marimaritra hiraisana mba hisiany fandaminana eny ifotony ny Jeneraly Joseph Ramiaramanana ‚ Governoran’ny Bongolava.

Amin’ny maha Governoran’i Faritra Bongolava ny tenako dia miantso ary manao antso avo amintsika vahoakan’i Bongolava mba ho tony ary miantso ho amin’ny fifampiresahana sy fifandaminana amin’ireo olom-boatendry sy olom-boafidy. »hoy izy sady manahy amin’ny mety hisian’ny hetsika any an-toerana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment