a
FandraisanaPolitikaGOVERNEMANTA VAOVAO : HAMAHA NY OLAN’NY VAHOAKA MALAGASY

GOVERNEMANTA VAOVAO : HAMAHA NY OLAN’NY VAHOAKA MALAGASY

GOVERNEMANTA VAOVAO : HAMAHA NY OLAN’NY VAHOAKA MALAGASY

Androany arivan’ny 20 Febroary 2023 no nanendrena ireo mpikambana vaovao handrafitra sy hanampy ny Governemanta Ntsay Christian ary ny filoha Andry Rajoelina amin’ny fanatanterahana ny velirano 13 izay hamahana ny olàna misy eto amin’ny firenena.
• Ministry ny fiarovam-pirenena, Général Josoa RAKOTOARIJAONA
• Minisitry ny raharaham-bahiny , Yvette SYLLA
• Minisitry ny fitsarana, Landy Mbolatiana RANDRIAMANANTENASOA
• Minisitry ny asa, fampananana asa, Rivotiana Richard Jean Bosco
• Minisitry ny asa vaventy, Colonel Ndriamihaja ANDRIANATREHINA
• Minisitry ny fitaterana , Valéry RAMONJAVELO
• Ministry ny angovo, Soloniaina ANDRIAMANAMPISOA
• Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena, André Haja RESAMPA

 Ho asesin-tsika eto ihany ireo mpikambana tao amin’ny Governemanta teo aloha izay nosoloina ary heverina fa tsy mahavita azy ka nametrahana ireto heverina ho mahavita azy ireto?

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment