a
FandraisanaPolitikaGERARD ANDRIALEMIROVASON : TSY MAHAFEHY NY ASANY IREO MPIARAMIASA AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ARY MISY MAMADIKA AZY‼️

GERARD ANDRIALEMIROVASON : TSY MAHAFEHY NY ASANY IREO MPIARAMIASA AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ARY MISY MAMADIKA AZY‼️

GERARD ANDRIALEMIROVASON : TSY MAHAFEHY NY ASANY IREO MPIARAMIASA AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ARY MISY MAMADIKA AZY‼️

Naneho ny heviny manoloana ny fivoahan’ny feon’ny filoham-pirenena nanome baiko momba ny fandraisana fepetra haingana hoan’olona nandroba mpamily BAJAJ tao Sambava nandritra ny hetsika fitakiana ny vahaolana momba ny lavanila ny volana Martsa 2023 teo.

Tsy alehany ary tokony hiverina hianatra ny mpiaramiasa amin’ny filoham-pirenena izay namoaka iny feony iny . Tsy azo heverina mihitsy ary tsy azo eritreretina ny zavatra tahaka ireny fa mampidi-doza ny firenena . Midika ireny fa misy olona mamadika amin’ireo namany . Tsy vao voalohany ihany koa ireny fa efa matetika raha ny fanazavana azoko ‚ hoy Gerard Andrialemirovason – Tale Jeneralin’ny fiadidiana ny Repoblika teo aloha ( 1997 – 2002 ) ‚ nanameloka ny tompon’antoka amin’ny famoahana ireny feo saro-pady an-tambazotran-tserasera ireny.

Fanindroany no nisy horonam-peo saro-pady nivoaka ‚ izay maha voatonotonona ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena ‚ midika ve fa izany no anton’ireny fifonana ampahibemaso nataony SEG ireny ? hoy ny olom-pirenena mametrampanontaniana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment