a
FandraisanaVaovaom-paritraFOUTSIE TSOTSY : FAMOAHANA NY ANARANA SY FANONDROANA VAZAHA IRAY HO MPIVAROTRA SY MPAMATSY BALA IREO DAHALO NO NAMPIDIRINA AM-PONJA AN’I MAHERILANTO MANANDAFY ▪️TOKONY HANGINA VE SA HANDATSA NA HANOHANA AZY ISIKA

FOUTSIE TSOTSY : FAMOAHANA NY ANARANA SY FANONDROANA VAZAHA IRAY HO MPIVAROTRA SY MPAMATSY BALA IREO DAHALO NO NAMPIDIRINA AM-PONJA AN’I MAHERILANTO MANANDAFY ▪️TOKONY HANGINA VE SA HANDATSA NA HANOHANA AZY ISIKA

FOUTSIE TSOTSY : FAMOAHANA NY ANARANA SY FANONDROANA VAZAHA IRAY HO MPIVAROTRA SY MPAMATSY BALA IREO DAHALO NO NAMPIDIRINA AM-PONJA AN’I MAHERILANTO MANANDAFY ▪️TOKONY HANGINA VE SA HANDATSA NA HANOHANA AZY ISIKA

 Efa nisy nitaona aho ‚ hanao afera na trafika hivarotra bala fa nolaviko izany satria tsy notezaina hanao trafika aho ary tsy zakany saiko ny handinika sy enjehany eritreritro rehefa misy olona voatafika ka misy Maty voatifitra na ireo olona voahendaka sy voarava raha nanao izany . Ankehitriny ‚ namoaka sy nanondro anarana vazaha iray i Maherilanto Manandafy dit MALAMA ka nahiditra am-ponja eny Antanimora . Hojerem-potsiny ve ? Ho latsaina ve ? Kanefa ‚ fiarovana ahy sy ny ainao ary ain-tsika rehetra ‚ ny taranaka faramandimy no anton’izany .

Tadidio fa tsy ireny mpangalatra omby sy mpanafika tanàna eny ambanivohitra ireny ihany no mampiasa basy amin’izao fa hatramin’ireo mpanendaka ‚ mpamaky trano sns ary efa maro ny olona lasibatra noho izany ‚ hatramin’ireo manampahefana ( tranga tao Fianarantsoa ‚ Toliara … )

Tsy hitaona anareo hilahatra eny Antanimora aho fa ny fanehoana firaisankina amin’ny alalany fanaovana PDP ‚ PDP ary fanehoana ny sariny amin’ny actualités-nareo . Hoanareo namana amperinasa kosa ‚ hadihadinareo io vazaha io amin’ny fomba rehetra ‚ hoy Foutsie Tsotsy ‚ mpandinika ny raharaham-pirenena naneho ny heviny momba ny fampidirana am-ponja an’i Mahery Lanto Manandafy any Antanimora.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment