a
FandraisanaToekarenaFLEURIDO : MAMO AHO KA TSY FANAHINIAKO NY NANDEFA ILAY HORONAN-TSARY

FLEURIDO : MAMO AHO KA TSY FANAHINIAKO NY NANDEFA ILAY HORONAN-TSARY

FLEURIDO : MAMO AHO KA TSY FANAHINIAKO NY NANDEFA ILAY HORONAN-TSARY

« Mamo aho dia tafandefa vidéo sy sary tany amin’i Margherità (sipany) » hoy i Fleurydo mantsy an’i maman’i Wendy. Efa i Wendy niantso ahy niteny hoe angaha navoakanao ilay video vao taitra aho ary niantso an’i Margherità hoe angaha navoakanao? Tsia hoy izy fa tsy mino aho… Tsy fanahy iniako kanefa nanimba zavatra hoy i Fleurydo, tsy nanana eritreritra hanimba an’i Wendy aho.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment