a
FandraisanaVaovaom-paritraFITETEZANA NY FARITRA SOFIA : AO MANDRITSARA IREO DELEGASIONINA TARIHIN’NY MINISITRA TOKELY JUSTIN‼️

FITETEZANA NY FARITRA SOFIA : AO MANDRITSARA IREO DELEGASIONINA TARIHIN’NY MINISITRA TOKELY JUSTIN‼️

FITETEZANA NY FARITRA SOFIA : AO MANDRITSARA IREO DELEGASIONINA TARIHIN’NY MINISITRA TOKELY JUSTIN‼️

Mitohy hatrany ny dia ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fijerena sy famahana ny olan’ny vahoaka ifotony. Ao Mandritsara ny Delegasionina tarihin’ny Minisitra Tokely Justin sy ireo Solombavambahoaka maro‚ ireo Tale Jeneraly ary ireo solotenam-panjakana ifotony izay Tarihin’ny Governoran’ny faritra Sofia sy Lehiben’ny Prefektiora Antsohihy.

Ny hira (hôsiky) “VOLAMENA AREO” no nandraisan’ny vahoakan’i Mandritsara azy ireo.

Andrasan’ny vahoaka ao Mandritsara ny vahaolana momba ny rano fisotro madio (Jalin-drano) sy ireo fotodrafitrasa nampanantenaina izay mbola tsy vita ary ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-32.

Tafiditra anatin’ny herinandro hoan’ny kara-tany ato amin’ny faritra Sofia ity hetsika fidinana ifotony ataon’ireo tompon’andraikitra ara-panjakana ity.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment