a
FandraisanaPolitikaFILOHA ANDRY RAJOELINA : TONGA NY FOTOANA ARY TSY MAINTSY AMONJY AN’I TOLIARA AHO

FILOHA ANDRY RAJOELINA : TONGA NY FOTOANA ARY TSY MAINTSY AMONJY AN’I TOLIARA AHO

FILOHA ANDRY RAJOELINA : TONGA NY FOTOANA ARY TSY MAINTSY AMONJY AN’I TOLIARA AHO

Any Toliara ny filoham-pirenena mivady sy mpikambana ao anaty Governemanta ary ny delegasionina miaraka aminy amin’izao . Tonga maro nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina ny vahoaka maro.

 Tsapako ny fitiavan’i Toliara ahy hatrizay ‚ tadidiko ny dia-tongotra niarahana namakivaky tanàna ny taona 2009 izay nanehoan’ny vahoakan’i Toliara fitiavana sy nolazana tamin’izany hoe « matoky anao izahy président » . Tsy miala ato am-poko izany teny izany ary tsaroako hatrany ka tonga ny fotoana tsy maintsy amonjy an’i Toliara aho na ho ela na ho aingana ary efa kojakoja iray kontonera avy any Toamasina ‚ momba ny fampianarana omena ny ankizy eto Toliara ary fanampiana maro hoan’ny vahoaka ‚ anisan’izany fanampiana ara-tsakafo maharitra iray volana‚ hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina tao Toliara androany.

 Hijanona sy hitafa amin’ny vahoaka any Toliara mandritra ny telo andro ny filoham-pirenena sy ny vadiny ary ireo delegasionina miaraka aminy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment