FILOHA ANDRY RAJOELINA : NANAO PASKA ANY ISRAELY
Any Jerosalema ‚ Israely ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny fianakaviany miala sasatra amin’izao fetin’ny Paska izao.
Efa nisy moa fampahafantarana ny vahoaka Malagasy ‚ mialohan’izao diany izao.