a
FandraisanaPolitikaFILOHA ANDRY RAJOELINA : MANAOVA KRISTIANINA FA AZA MANOMPO▪️AMIN’IZAY MAHAZO FANAMPIANA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MANAOVA KRISTIANINA FA AZA MANOMPO▪️AMIN’IZAY MAHAZO FANAMPIANA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MANAOVA KRISTIANINA FA AZA MANOMPO▪️AMIN’IZAY MAHAZO FANAMPIANA

 Nitondra fanazavana manoloana ny fizarana kilalao niteraka resa-be eto amin’ny firenena ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina androany raha nitsidika tao Andoharanofotsy.

 Toe-tsaina tsy mampandroso ny manontany hoe : Tsy tokony ho filoha mizara an’io ‚ taiza io ‚ iza nanome an’io ‚ nafenina e… Fa any États-Unis ny ankizy dia manangona “goûté” ‚ vola isam-bolana mba hividianana kilalao mba hanaovana fanomezana hoantsika . Fiarahamiasa tamin’ny Pasitera Philibert izay nanome kilalao 03 kontonera sy tamin’ny fikambanana avy any ivelany ( Samaritan’s Purse ) izay nanaovana fangatahana ka nahazahoana 49 kontonera no nahazahoana ireo kilalao ho zaraina amin’ny ankizy 370 000 manerana an’i Madagasikara‚ hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.

 Mitadiava fikambanana any avilany dia mizarà ‚ aveo manaova kristianina fa aza manompo sampy amin’izay mahazo fanomezana ‚ hoy hatrany ny filoham-pirenena nandefa hafatra hoan’ireo manakiana sy mahabe resaka momba ny fizarana kilalao ataony.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment