a
FandraisanaToekarenaFILOHA ANDRY RAJOELINA : AFAKA MANONDRANA LAVANILA AVOKOA IZAY TEHANONDRANA‼️

FILOHA ANDRY RAJOELINA : AFAKA MANONDRANA LAVANILA AVOKOA IZAY TEHANONDRANA‼️

FILOHA ANDRY RAJOELINA : AFAKA MANONDRANA LAVANILA AVOKOA IZAY TEHANONDRANA‼️

Tsy mivoaka eto isika raha tsy misy marimaritra iraisana sy vahaolana momba ny lavanila ‚ hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina tao amin’ny Distrikan’i Sambava androany 13 April raha nitafa tamin’ny vahaoka izay sepotry ny olàna sy miandrandra vahaolana momba ny seham-pihariana lavanila any amin’ny faritra SAVA.

Manomboka izao dia hoapetraka ny rafitra manomboka any amin’ny fiadidiana ny Repoblika ka hatrany ifotony ‚ izay ahitana komity maromaro ( fiadidiana ny Repoblika ‚ minisitera ny varotra ‚ faritra… ) hanaramaso sy hanome fahazahoan-dalana manondrana lavanila ( Agrément ) . Izay manao fangatahana manomboka izao ‚ 48 Ora aoriany fametrahana ny antotan-taratasy dia mahazo taratasy ho fenoina ary tsy maintsy mahazo izay rehetra mangataka . Omena fahalalahana ny olona rehetra hanondrana fa na izany kosa tsy maintsy jerena manokana ny momba ireo tantsaha mpamboly lavanila mba tsy ho kivy ‚ hoy ny filoha Andry Rajoelina androany.

Marihina fa tsy misy idirany fandalovany Depiote Siteny Randrianasoloniaiko ity fanapahan-kevitra noraisiny fitondram-panjakana ‚ hoy ireo mpanohana ny fitondrana.

Andrasana ny fanatanterahana ireto fanapahan-kevitra noraisina ireto raha tena hahavaha olàna tokoa.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment