a
FandraisanaSosialyFIKAMBANANA SOJABE SAMBAVA : NOMENA VOLA 20 TAPITRISA ARIARY ⁉️

FIKAMBANANA SOJABE SAMBAVA : NOMENA VOLA 20 TAPITRISA ARIARY ⁉️

FIKAMBANANA SOJABE SAMBAVA : NOMENA VOLA 20 TAPITRISA ARIARY ⁉️

Tombontsoa maro no nampahafantarina ireo Sojabe sy mpikirakira lavanila nandritra ny fihaonana tamin’izy ireo ny maraina teo tany Sambava.

 Anisany izany ny fanamboarana sekoly manarapenitra ao Sambava sy toeram-pitsaboana harifomba izay misy “ Scanner ” ka ho raisaina maimaim-poana ny fitsaboana atao ireo zokiolona 60 taona miakatra amin’izany . Ankoatrizay dia notolorana vola 20 Tapitrisa Ariary ( 20 000 000Ar ) ny fikambanana Sojabe any an-toerana.

Ireto farany moa nilaza ampahibemaso fa vonona hatrany amin’ny fiarahana amin’ny Filoha Andry Rajoelina ‚ noho izy tia fihavanana sy mihaino ny feon’ny vahoaka madinika ary mikatsaka mandrakariva ny fampandrosoana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment