a
FandraisanaSportFIFANINANANA HO MPIKIRAKIRA EO AMIN’NY TONTOLON’NY FIARAMANIDINA

FIFANINANANA HO MPIKIRAKIRA EO AMIN’NY TONTOLON’NY FIARAMANIDINA

FIFANINANANA HO MPIKIRAKIRA EO AMIN’NY TONTOLON’NY FIARAMANIDINA

Latsaky ny 23 taona ve ianao ka manana bakalorea ?
Fanirinao ny ho « Personnel naviguant sy Basier » izay hiofana any amin’ny sekoly miaramila frantsay raha tafiakatra amin’ireo masotsivana ?

Mandefasa ny CV nao sy scan relevé de note Bacc (obligatoire) sy scan diplaoma Bacc (facultatif) ao amin’ny adresy mailaka drhsfs@gmail.com alohan’ny alakamisy faha 19 Janoary 2023 amin’ny 12 ora alina.

Ny fihaonana amin’ny mpanadina dia atao ny faha 23 sy faha 24 febroary ny hoan’ny eto Antananarivo.
Ny an’ny faritra kosa dia ireto daty ireto :
Toamasina: 25-26 janvier
Fianarantsoa: 27-28 janvier
Majunga: 30-31 janvier
Antsiranana:2-3 février
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny 0320201274 na 0320525420.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment