a
FandraisanaSosialyFIFAMPIARABANA TRATRY NY TAOM-BAOVAO : ZANAKY NY FARITRA SAVA ETO ANTSOHIHY πŸ‚OMBY IRAY LAVO NATAO NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA

FIFAMPIARABANA TRATRY NY TAOM-BAOVAO : ZANAKY NY FARITRA SAVA ETO ANTSOHIHY πŸ‚OMBY IRAY LAVO NATAO NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA

FIFAMPIARABANA TRATRY NY TAOM-BAOVAO : ZANAKY NY FARITRA SAVA ETO ANTSOHIHY πŸ‚OMBY IRAY LAVO NATAO NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA

Ny filohan’ny fikambanana Zanaky ny Faritra SAVA eto Antsohihy β€š Atoa Fidison Tiazara no niantoka omby iray tamin’ny volan’izy mivady madiodio β€š nanaovan’ny fikambanana fety fifampiarabana tratry ny taom-baovao 2023 ho fanamasinana ny firaisankina eo amin’ny samy zanaky ny faritra SAVA no anton’izany fa tsy fiheboheboana na koa werawera.

I am text block. Click edit button to change this text. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.

Β Ny fifanampiana eo amin’ny samy zanaky Faritra ary famahana olΓ na raha sendra ny sarotra na koa fifanontronana raha sendra fifaliana na hatsarana no antom-pisian’ny fikambanana . Vina amin’ity taona 2023 ity ny hividianana tany mba hanorenana trano foiben’ny zanaky ny Faritra Sava eto Antsohihy ary afahan’ireo zanaky ny Faritra mitoetra β€š raha sanatria tojo fahasahiranana mandalo eto Antsohihy β€š hoy ny filohan’ny Fikambanana niantso firaisankina sy ireo zanaky ny Faritra Sava mbola tsy ao anaty fikambanana mba hiditra.

Nandritra ny lanonana no nanomezana mari-pankasitrahana hoan’ireo tena mavitrika amin’ny fikambanana β€š fanomezana hoan’ny ankizy afaka fanadinana CEPE – BEPC – BACCALAURΓ‰AT ary nanaronana ny filoha mivady ho fanomezam-bonihitra . Marihina fa zanaky ny Faritra Sava no nahazo β€œLaurΓ©at CEPE – BACCALAURΓ‰AT” teto Antsohihy β€š araka ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment