FIFAMPIARABANA TRATRY NY TAOM-BAOVAO : ZANAKY NY FARITRA SAVA ETO ANTSOHIHY πOMBY IRAY LAVO NATAO NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA
Ny filohanβny fikambanana Zanaky ny Faritra SAVA eto Antsohihy β Atoa Fidison Tiazara no niantoka omby iray taminβny volanβizy mivady madiodio β nanaovanβny fikambanana fety fifampiarabana tratry ny taom-baovao 2023 ho fanamasinana ny firaisankina eo aminβny samy zanaky ny faritra SAVA no antonβizany fa tsy fiheboheboana na koa werawera.
I am text block. Click edit button to change this text. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.
Β Ny fifanampiana eo aminβny samy zanaky Faritra ary famahana olΓ na raha sendra ny sarotra na koa fifanontronana raha sendra fifaliana na hatsarana no antom-pisianβny fikambanana . Vina aminβity taona 2023 ity ny hividianana tany mba hanorenana trano foibenβny zanaky ny Faritra Sava eto Antsohihy ary afahanβireo zanaky ny Faritra mitoetra β raha sanatria tojo fahasahiranana mandalo eto Antsohihy β hoy ny filohanβny Fikambanana niantso firaisankina sy ireo zanaky ny Faritra Sava mbola tsy ao anaty fikambanana mba hiditra.
Nandritra ny lanonana no nanomezana mari-pankasitrahana hoanβireo tena mavitrika aminβny fikambanana β fanomezana hoanβny ankizy afaka fanadinana CEPE – BEPC – BACCALAURΓAT ary nanaronana ny filoha mivady ho fanomezam-bonihitra . Marihina fa zanaky ny Faritra Sava no nahazo βLaurΓ©at CEPE – BACCALAURΓATβ teto Antsohihy β araka ny fanazavana.