a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaFI.TE.SOF ANTSIRABE : LAHARANA FAHAROA TAMIN’NY FIFANINANA NOKARAKARAIN’NY STAR

FI.TE.SOF ANTSIRABE : LAHARANA FAHAROA TAMIN’NY FIFANINANA NOKARAKARAIN’NY STAR

FI.TE.SOF ANTSIRABE : LAHARANA FAHAROA TAMIN’NY FIFANINANA NOKARAKARAIN’NY STAR

Nanao tentina amin’ny tarehy sy naneho kolontsaina marolafy ary nanao dihy Bahoejy nandritra ny hetsika nokarakarainy Orinasa STAR ANTSIRABE amin’izao fetin’ny paska izao ny tanora mpianatra mivondrona ao amin’ny FI.TE.SOF ( Fikambanana Teraka Sofia ) ao Antsirabe androany sabotsy 08 April 2023.

Nisongadina manokana izy ireo nandritra ny hetsika ary tafiditra ho laharana faharoa ary nahazo lela-vola 300 000Ar ‚ miaraka amin’ny fanomezana hafa ho fankasitrahana tamin’ny ezaka vitan’ireto tanora zanaky ny faritra Sofia ireto.

Tanteraka ireny rehetra ireny noho ny fitiavana ‚ firaisan-tsaina ‚ ezaka nataon’ny tanora tsirairay ‚ hoy ny filoha mpitarika azy ireo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment