FΓTE DE LA MUSIQUE – ANTSOHIHY πΏ
Niavaka ny hetsika fanamarihana ny β FΓTE DE LA MUSIQUE β teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia omaly 21 Jona 2023β izay notanterahina tao aminβny Alliance FranΓ§aise. Nisokatra hoanβny rehetra ny fanehoana ny talenta ary samy afaka nandray anjara ny rehetra.
Nitondra fanentanana sady anisany nanafana ny lanonana ary nanohana ny hetsika ny Telma Madagascar.