a
FandraisanaFahasalamanaFENERIVE EST : MAZOTO MAMPIASA FIMAILO NY TANORA‼️

FENERIVE EST : MAZOTO MAMPIASA FIMAILO NY TANORA‼️

FENERIVE EST : MAZOTO MAMPIASA FIMAILO NY TANORA‼️

Tafakatra hatramin’ny 60 mahery ireo olona tonga maka FIMAILO ( kapoty ) ao amin’ny maison des jeunes isaky ny alarobia . Tanora mpianatra ny 90 isan-jaton’izy ireo ‚ hoy ny tompon’andraikitra misahana ny tanora ao an-toerana.

Miaro amin’ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ny fampiasana FIMAILO ary koa miaro amin’ny vohoka tsy hiriana ka tsy tokony hahamenatra ny fampiasana azy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment