a
FandraisanaSosialyFARITRA SOFIA : TONGA IREO FITAOVANA SY FANAMPIANA HOAN’OLONA TRABOINA ‼️

FARITRA SOFIA : TONGA IREO FITAOVANA SY FANAMPIANA HOAN’OLONA TRABOINA ‼️

FARITRA SOFIA : TONGA IREO FITAOVANA SY FANAMPIANA HOAN’OLONA TRABOINA ‼️

Nanao tatitra tamin’ny BNGRC avy hatrany ny fitondram-panjakana aty ifotony rehefa nitranga ireo loza nahazo havantsika ato amin’ny faritra Sofia ‚ efa manomboka tonga araka izany ireo fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana ary hozaraina amin’ireo olona traboina izany mba ho fampaherezana azy ireo . Io raha fintinina ny resaka nataony Governoran’ny faritra Sofia ‚ omaly 19 Oktobra 2022 raha nitafa tamin’ny mpanao gazety.

Ankoatrizay dia nanentana ny rehetra samy hitandrina manoloana ny afo mba tsy hitera-doza goavana sahala amin’ny zava-mitranga ankehitriny ‚ ny Governoran’ny faritra Sofia.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment