Vaovaom-paritra 0 -140 Jereo 30 mai 2023 by: aboaho-ankiaka FARITRA SOFIA : OMENA MOTO AVOKOA NY BEN’NY TANÀNA REHETRA‼️ Hatao rahampitso ao Port Bergé raha tsy misy fihovana ny fizarana moto hoan’ireo Ben’ny tanàna‚ amin’ny kaominina 120 mandrafitra ny faritra Sofia. Zarao : Omeo naoty ny lahatsoratra