a
FandraisanaVaovaom-paritraFARITRA SOFIA : MITANA LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY FAMOKARAM-BARY ‼️

FARITRA SOFIA : MITANA LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY FAMOKARAM-BARY ‼️

FARITRA SOFIA : MITANA LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY FAMOKARAM-BARY ‼️

Fitaovam-pamokarana sy masomboly mitentina 300 Tapitrisa Ariary : Motoculteur ,depailleur, charette motopompe, charrue , brouette , ciment, grillage , tôles , provendes , lampadaires , alevin , herse …sns no natolotry Governoran’ny faritra ireo tantsaha mpamboly sy mpiompy tao Bealanana androany 01 Jona 2023 nandritra ny lanonana fanokafana ofisialy ny FESTIVAL VARY MIAKATRA ANDIANY FAHA-04‚ Ezakin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny FDA no nahazahoana izany.

Laharana voalohany amin’ny famokaram-bary eto Madagasikara ny faritra Sofia‚ koa ankehitriny tsy hijanona amin’izany voly vary izany ihany ny faritra fa mihitatra sy manatsara ny fambolena amin’ny famokarana legioma ( ovy , karoty, …) ihany koa. Ny tanjona dia ny hampiroboroboana ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono hanatanterahana ny velirano faha-12 dia ny fahavitan-tena ara-tsakafo‚ hoy ny Governoran’ny faritra Sofia.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment