a
FandraisanaFialambolyFARITRA SOFIA : HANJELANJELATRA NOHO NY AFO-MANGA MIREFODREFOTRA NY TANÀNA‼️

FARITRA SOFIA : HANJELANJELATRA NOHO NY AFO-MANGA MIREFODREFOTRA NY TANÀNA‼️

FARITRA SOFIA : HANJELANJELATRA NOHO NY AFO-MANGA MIREFODREFOTRA NY TANÀNA‼️

Tsy misy adino fa samy hahazo ny anjarany amin’ny afo-manga ho fanamarihana ny fetim-pirenena ny Distrika 07 mandrafitra ny faritra Sofia. Efa vonona amin’ny fanatanterahana izany ireo miaramila matianina ka hoalefa isaky ny Distrika‚ hoy ny Governora Faritra Sofia androany 20 Jona 2023.

Hirefodrefotra sy hanjelanjelatra ary hitalakotrokotroka araka izany ny fanamarihana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment