a
FandraisanaToekarenaFARAFANGANA : FAMOSAVINA AMIN’NY FOMBA MIHAJA▪️SARONA IREO KAFE VARIRA NA KAFE HOSOKA 62 TAONINA

FARAFANGANA : FAMOSAVINA AMIN’NY FOMBA MIHAJA▪️SARONA IREO KAFE VARIRA NA KAFE HOSOKA 62 TAONINA

FARAFANGANA : FAMOSAVINA AMIN’NY FOMBA MIHAJA▪️SARONA IREO KAFE VARIRA NA KAFE HOSOKA 62 TAONINA

Efa sahy ratsy mihitsy ny olona amin’izao ‚ mamosavy namana sy mpiarabelona mba azahoana vola amin-karena . Resaka kafe hosoka indray izao no malaza ‚ 62 taonina tratra tao amin’ny Lysea Farafangana ny 09 Febroary 2023 teo.

Kafe varira ( café sauvage ) na “voana dara” avy tany Mananjary ‚ novidina tao Ampasimandrorona izy ity ‚ mba alefa any Antananarivo ‚ hafangaro amin’ny kafe tena izy ary amidy amin’ny olona izay misotro kafe na mila kafe saingy izao saron’ny zandary sy ny tompon’andraikitra misahana ny varotra eny ifotony izao ‚ araka ny fanazavana.

Tokony hitandrina ary hijery tsara araka izany rehefa hividy voan-javatra toy ireto kafe ireto fa tsy tery lalana ny mpanao ratsy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment