FANANAN-DRAIAMANDRENINY IHANY NO ANGALARNY ‚ VIDIANANY RONGONY
Notaritarity fokonolona ka nateriny tany amin’ny mpitandro filaminana ity tovolahy ‚ mipetraka ao Mandritsara – Distrikan’i Betafo ‚ faritra Vakinankaratra ity ‚ rehefa tratra nangalatra ny fananan-dray aman-dReniny.
Nosavainy zandary ny kitapo teny aminy ka nahitana fonosan-dRongony ‚ nibaradaka izy rehefa nanontaniana ary nanondro ny toerana nahazahoana sy fividianany izany ‚ amin’ny vehivavy iray mimpetraka ao Ambohipihaonana . Nidina ifotony avy hatrany ny zandary ‚ nanao savahao ny tranon’ilay vehivavy ‚ rehefa nahazo alalana tamin’ny fitsarana ka tamin’izany no nahitana rongony 43 fonosana miampy 25 grama mbola tsy voafono tao antranon-dravehivavy.
Nosamborina ihany koa ity farany ary nahiditra am-ponja vonjimaika izy roa rehefa natolotra ny fitsarana ‚ taoriany famotorana .
MANDRITSARA ‚ BETAFO : TOVOLAHY IRAY NASESIKIN’NY FITIAVANA ZAVA-MAHADOMELONA
NANAO MPAMOSAVY MALEMY KA FANANAN-DRAIAMANDRENINY IHANY NO ANGALARNY ‚ VIDIANANY RONGONY
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetuer adipiscing elit. Aenean commodo ligula eget dolor. Aenean massa. Cum sociis Theme natoque penatibus et magnis dis parturient montes, nascetur ridiculus mus. Aliquam lorem ante, dapibus in, viverra quis, feugiat a, tellus. Phasellus viverra nulla ut metus varius laoreet. Quisque rutrum. Aenean imperdiet commodo ligula eget dolor.