FANAMBADIANA HAFAKELY
Tsy voatery handany vola aman-karena ‚ na hiandry ho mpanefoefo ‚ manankarembe ‚ milionera vao afaka misora-panambadiana fa miankina amin’ny fifankatiavana sy fifampitokisana eo amin’olona roa izay mifanaiky fa hiara-dalana ho doria.
Tsy nankasarotra izy roa ireto raha ny nisora-panambadiana tao Anosisoa Ambohimanarina . Nataony tsotsotra tao anaty firaisan-tsaina sy fifankatiavana ny azy ny fianjaika ary nahatsiaro sambatra izy roa raha ny fahitana ny sary.
Mirary tokantrano arahin-jazalahy sy zazavavy ho azy roa ![❣️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/teb/1/16/2763.png)
![❣️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/teb/1/16/2763.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.