FAMOSAVINA AMIN’NY FOMBA MIHAJA AO BEKILY : Toy izao ny rano amin’ny paompy
Toy izao ny rano amin’ny paompy raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana . Andrasany mpanara-baovao ny fanazavana ataon’ny minisiteran’ny rano fidiovana sy fanadiovana fa tsy mbola nisy rano fisotro madio tahaka izao tao anatin’ny 60 taona.