a
FandraisanaVaovaom-paritraFAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO HOAN’NY VAHOAKA – ANTSOHIHY : VITA TANTERAKA NY VOVON-DRANO AO ANKIRIRIKY‼️

FAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO HOAN’NY VAHOAKA – ANTSOHIHY : VITA TANTERAKA NY VOVON-DRANO AO ANKIRIRIKY‼️

FAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO HOAN’NY VAHOAKA – ANTSOHIHY : VITA TANTERAKA NY VOVON-DRANO AO ANKIRIRIKY‼️

Raha tsy misy fihovana dia atolotra ofisialy‚ ho ampiasain’ny vahoaka monina sy mipetraka ao amin’ny fokontany Ankiririky ampitan’ny JOVENA Antsohihy ity vovon-drano fisotro madio izay vita noho ny ezaka nataon’ny Ben’ny tanàna NASIRY ALI‚ tamin’ny alalany fiarahamiasa amin’ny fikambanana avy any ivelany ity.

Nisy ny fidinana sy fanarahamaso nataon’ny Ben’ny tanàna androany‚ mialoha ny fotoana hanolorana azy hoan’ny vahoaka.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment